Niova (Geremioh Randrianaivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany am-boalohany,
Andriamanitra
Nahary ny tany
sy ny Lanitra
Ny haizina ambonin'ny
Lalina
Misia ny hazavana
Hoy Andriamanitra

Asan'ny Tànany
Asan'ny Tànany

Ref:
Fa inona loatra ary hoy aho ,
No nahatonga anao sahisahy
Nanjary namitaka Azy ,
Toa olona very Fanahy e!

Andriamanitra nanisy
Habakabaka
Ambonin'ny tany
Sy ranomasina
Ny haizina ambonin'ny
Lalina
Misia ny hazavana
Hoy Andriamanitra

Asan'ny Tànany
Asan'ny Tànany

Ref:
Fa inona loatra ary hoy aho ,
No nahatonga anao sahisahy
Nanjary namitaka Azy ,
Toa olona very Fanahy e!


Geremioh Randrianaivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Geremioh Randrianaivo
Vangy : 623
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : xl
Daty : 04/05/2019 09:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1299