Jesoa Kristy (Geremioh Randrianaivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teraka zaqgjaq tao jodia
Jesoa tononkira.serasera.org ilay Mesia
Zanak'Andriamanitra tokana
Izy ilay Kristy
Raha te ho voavonjy vxfg ianao
Manaraha Azy izao dia izao
Tsara n'y mibebaka
Ho voavonjy amin'ny heloka
Mpanota n'y npkjvgu olombelona
Voaozona amin'ny heloka
Izy efa maty ho Anao
Ka araraoty izao fotoana izao
Jesoa tononkira.serasera.org ilay Mesia
Zanak'Andriamanitra tokana
Izy ilay Kristy
Raha te ho voavonjy vxfg ianao
Manaraha Azy izao dia izao
Tsara n'y mibebaka
Ho voavonjy amin'ny heloka
Mpanota n'y npkjvgu olombelona
Voaozona amin'ny heloka
Izy efa maty ho Anao
Ka araraoty izao fotoana izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Geremioh RandrianaivoVangy : 1473
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasy2016
Daty : 09/03/2016 19:40
