Avelao (Geremioh Randrianaivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainan-tsambatra tokoa,
Fifaliana, avy ao am-po
Natao hiainantsika sy ianao
Ka Fifaliana sy Fiainam-baovao

Réf :
Avelao, i Jesoa be fitia
Avelao, hanafaka anao
Avelao, hifaly sy hiravo
Avelao, Hanafaka anao

Ho sambatra ianao,
Ho tretrika koa
Ho adinonao ny lasa taloha
Fa fifaliana sy Fiainam-baovao

Réf :

Avelao, i Jesoa be fitia
Avelao, hanafaka anao
Avelao, hifaly sy hiravo
Avelao, Hanafaka anao

Avelao, i Jesoa be fitia
Avelao, hanafaka anao
Avelao, hifaly sy hiravo
Avelao, Hanafaka anao


Geremioh Randrianaivo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Geremioh Randrianaivo
Vangy : 693
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : xl
Daty : 04/05/2019 09:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0793