Haleloia Midera ... (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia miderà an'i Jehovah ry fanahiko
Hidera an'i Jehovah aho raha mbola miaina xrxbn koa
Eny hankalaza an'Andriamanitro aho
Eny hankalaza an'Andriamanitr'aho raha mbola velona koa
Mihobia ho qmvwt an'Andriamanitra ry mkhonr tany rehetra (Mankalazà)
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
(Mankalazà Mankalazà ny Anarany)
(Omeo) omeo voninahitra x2
(Izy) tononkira.serasera.org izy ho fiderana , ho fiderana Azy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1139
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Barinekena
Daty : 17/03/2021 15:48