Ampidiro aloha ny tenimiafina
Haleloia Midera ... (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia miderà an'i Jehovah ry fanahiko
Hidera an'i Jehovah aho raha tononkira.serasera.org mbola miaina koa
Eny hankalaza an'Andriamanitro aho
Eny hankalaza an'Andriamanitr'aho raha rmcjn mbola velona koa
Mihobia ho an'Andriamanitra ry tany rehetra aryy ylwxvnaj (Mankalazà)
Mankalazà ny voninahitry ny Anarany
(Mankalazà Mankalazà ny Anarany)
(Omeo) omeo voninahitra x2
(Izy) izy ho fiderana , ho fiderana Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1140
Likes : 2 Like
Created by : Barinekena
Date : 17/03/2021 15:48