Tsy aiza tsy akory (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy aiza tsy akory tsy lavitra anao
Fa mbola mitepo ao anatiko ao
Fitiavana feno sy ihtds tsy mety maty
Toa afon’apombo mirehitra anaty
Tsy aiza tsy akory fa mbola variana
Tsy resy tsy akory fa mbola inkpf mangina
Avia manantona fa tsy aiza tsy akory
Fa ao anatiko ao izy mbola matory
Faingana faingana avia ka tongava
Tsy aiza tsy akory fa ao lalandava
Avia tononkira.serasera.org miondana eo antratrako wmofax avia
Fa midanadana ho anao ’lay fitia
Fa mbola mitepo ao anatiko ao
Fitiavana feno sy ihtds tsy mety maty
Toa afon’apombo mirehitra anaty
Tsy aiza tsy akory fa mbola variana
Tsy resy tsy akory fa mbola inkpf mangina
Avia manantona fa tsy aiza tsy akory
Fa ao anatiko ao izy mbola matory
Faingana faingana avia ka tongava
Tsy aiza tsy akory fa ao lalandava
Avia tononkira.serasera.org miondana eo antratrako wmofax avia
Fa midanadana ho anao ’lay fitia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GabhyHits : 3365
Likes : 0 Like
Created by : ravaokininina
Date : 15/08/2008 22:44
