Aleoko tsy ary (Gabhy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao irery aho, anao hatrany hatrany
Anao, matokia raha mbola eto acgxtmkq an-tany.
Atolotro anao ny fiainako rehetra;
Atolotro ho anao, ho anao tsisy fetra.
Sahiko lazaina,
Fa raha tsy eo anilanao.
Voaary tsy ilaiko,
Izao tontolo izao.
Ka aleoko tononkira.serasera.org raha izany,
Dia tsy ho ary teto.
Satria dia ho jaly,
Ny fiainako eto.
Porofo ve no ilainao rahavako ?
Aleo dia hambara aminao ny fitiavako.
Raha toa ka ilaina agoqhsj ny hamoizana ny aiko.
Dia foiko ho anao, ho anao sombinaiko.
Sahiko lazaina,
Fa raha tsy eo anilanao.
Voaary tsy ilaiko,
Izao tontolo izao.
Ka aleoko raha izany,
Dia tsy ho ary teto.
Satria dia ho jaly,
Ny fiainako eto.
Mpihira: Gabhy cdqtw (RABEHASINA Gabriel)
Mpamorona: André Titys (RANDRIA André Urbain)
Anao, matokia raha mbola eto acgxtmkq an-tany.
Atolotro anao ny fiainako rehetra;
Atolotro ho anao, ho anao tsisy fetra.
Sahiko lazaina,
Fa raha tsy eo anilanao.
Voaary tsy ilaiko,
Izao tontolo izao.
Ka aleoko tononkira.serasera.org raha izany,
Dia tsy ho ary teto.
Satria dia ho jaly,
Ny fiainako eto.
Porofo ve no ilainao rahavako ?
Aleo dia hambara aminao ny fitiavako.
Raha toa ka ilaina agoqhsj ny hamoizana ny aiko.
Dia foiko ho anao, ho anao sombinaiko.
Sahiko lazaina,
Fa raha tsy eo anilanao.
Voaary tsy ilaiko,
Izao tontolo izao.
Ka aleoko raha izany,
Dia tsy ho ary teto.
Satria dia ho jaly,
Ny fiainako eto.
Mpihira: Gabhy cdqtw (RABEHASINA Gabriel)
Mpamorona: André Titys (RANDRIA André Urbain)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GabhyVangy : 1485
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kalofahiny
Daty : 14/03/2022 08:43
