RAHA TSONTSA (Dany Ranoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tononkira.serasera.org tsotsa, lahy, ‘lay silaky ny aina
Dia aza atositosika na hinunco latsaina !
Raha diso ka potrak’ilay olon-tiana :
Areno malaky fa aza tsindriana !

Ny fitiavana wstrpo : tsy mifanala-baraka
Satria farimanga  mifaningo-paka,
Sy tantely  manatody amim-pary:
Miray samy mamy ka tsy mifanary !

Vilany mihilana : adidin’ny  toko  !
Koa raha ny solanga no spfizvo mihajoko
Vonjeo fa tsy tokony afoy velively
Areno dia ataovy fitia fozakely !

Dany Ranoa 1958

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dany Ranoa
Vangy : 2695
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanjaAndriamanoa
Daty : 23/05/2020 14:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034