MANITSAKA SAHAFA (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ireo izay mifaly raha mamotraka ny namany
Hidaraboka amin-tany, sy manitsakitsaka ny lambany !…
Tsy mba tsapan’izy ireny ve fa boribory divqyf ange ny tany
Ka izay miringiringy: mbola mety ho lasa ambany ?!…
Entanim-pialonana izy ka tsy mandinika ny làlany,
Tsy misaina kely akory izay ho kotrehin’ny tantarany!…
Fa mbola hanitsaka sahafa izy, indraimaka any…
Ary dia ho voin-tenany ihany
No hibolisatra amin’izany !…
tononkira.serasera.org rhxuzhqs
Dany Ranoa rbqgk 1983

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dany RanoaVangy : 1285
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FanjaAndriamanoa
Daty : 23/05/2020 15:11