IRENY HIRANTSIKA IRENY (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ireny hirantsika ireny
Dia tsarovy fa galuzsg miteny
Sy mibitsika uiucbgn ao anaty
Vetsom-po tsy mety maty
2-Ireny hirantsika ireny
Raha kaloina ombieny ombieny
Dia mametraka (ny) tantara
Ho an’ny zanaka amam-para.
Isan’andininy
Ireny hira iafymuzs henonao, na hariva na maraina
Dia tsy hirahira foana, handaniana ny fotoana
Fa fanahy mitondra aina, sy mandrotsy koa tononkira.serasera.org ny saina
Ka mamelona ao, mangina, ainga vao sy fitoniaina
Dany Ranoa 1977

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dany RanoaVangy : 1041
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanjaAndriamanoa
Daty : 23/05/2020 15:12