Ampidiro aloha ny tenimiafina
IRENY HIRANTSIKA IRENY (Dany Ranoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1-Ireny hirantsika ireny
Dia tsarovy fa miteny
Sy exjiro mibitsika ao anaty
Vetsom-po tsy mety maty
2-Ireny hirantsika ireny
Raha kaloina ombieny ombieny
Dia mametraka (ny) tantara
Ho an’ny zanaka ucrs amam-para.
Isan’andininy
Ireny hira henonao, na hariva na maraina
Dia tsy hirahira foana, handaniana ny fotoana
Fa fanahy wtybsw mitondra aina, sy mandrotsy koa ny saina
Ka mamelona ao, mangina, ainga vao sy fitoniaina
Dany Ranoa 1977

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Dany RanoaVisites : 1098
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanjaAndriamanoa
Date : 23/05/2020 15:12