FO MITAMBATRA (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FO MITAMBATRA
Fo mitambatra ho gmboe iray,
No ho entina eto izao
Mitrotro ny fitia,
Ho hamasinin’Andriamanitra
Hitombo hery Sy
hamerovero koa
Ka hifanaiky ireto olon-droa,
Fa hiombom-piaianana
Na inona tononkira.serasera.org no hiseho eto an-tany
Dia ho vonona hifampitantana
Ref: Fitiavana toy ny an’ilay Jeso
Fitiavana manolotra ny aina (x 2)
Fitiavana mandresy fahotana
Fitiavana ho mandrakizay doria
Toy izao androany izao,
lay nofinofy Zay
niainanay taloha
Ka indro fa miara-belona,
miara-sambatra zqvbrjib an’ivo ny fitia
Lay dina izay niarahana nikolo
Nohamafisina ho doria
Ho tehirizina ho vaovao
Handrobona hitombo fquq hasina
Fo mitambatra ho gmboe iray,
No ho entina eto izao
Mitrotro ny fitia,
Ho hamasinin’Andriamanitra
Hitombo hery Sy
hamerovero koa
Ka hifanaiky ireto olon-droa,
Fa hiombom-piaianana
Na inona tononkira.serasera.org no hiseho eto an-tany
Dia ho vonona hifampitantana
Ref: Fitiavana toy ny an’ilay Jeso
Fitiavana manolotra ny aina (x 2)
Fitiavana mandresy fahotana
Fitiavana ho mandrakizay doria
Toy izao androany izao,
lay nofinofy Zay
niainanay taloha
Ka indro fa miara-belona,
miara-sambatra zqvbrjib an’ivo ny fitia
Lay dina izay niarahana nikolo
Nohamafisina ho doria
Ho tehirizina ho vaovao
Handrobona hitombo fquq hasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 27793
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : William
Daty : 18/05/2005 07:52
