FO MITAMBATRA (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FO MITAMBATRA
Fo mitambatra ho iray,
No ho entina eto izao
Mitrotro ny fitia,
Ho hamasinin’Andriamanitra
Hitombo hery Sy
hamerovero koa
Ka hifanaiky ireto olon-droa, tononkira.serasera.org
Fa hiombom-piaianana
Na inona no hiseho hcwkmyp eto an-tany
Dia ho vonona hifampitantana
Ref: Fitiavana toy ny fhuf an’ilay Jeso
Fitiavana manolotra ny aina xtrtdusj (x 2)
Fitiavana mandresy fahotana
Fitiavana ho mandrakizay doria
Toy izao androany izao,
lay nofinofy Zay
niainanay taloha
Ka indro fa miara-belona,
miara-sambatra an’ivo ny fitia
Lay dina izay niarahana nikolo
Nohamafisina ho doria
Ho tehirizina ho vaovao
Handrobona hitombo hasina
Fo mitambatra ho iray,
No ho entina eto izao
Mitrotro ny fitia,
Ho hamasinin’Andriamanitra
Hitombo hery Sy
hamerovero koa
Ka hifanaiky ireto olon-droa, tononkira.serasera.org
Fa hiombom-piaianana
Na inona no hiseho hcwkmyp eto an-tany
Dia ho vonona hifampitantana
Ref: Fitiavana toy ny fhuf an’ilay Jeso
Fitiavana manolotra ny aina xtrtdusj (x 2)
Fitiavana mandresy fahotana
Fitiavana ho mandrakizay doria
Toy izao androany izao,
lay nofinofy Zay
niainanay taloha
Ka indro fa miara-belona,
miara-sambatra an’ivo ny fitia
Lay dina izay niarahana nikolo
Nohamafisina ho doria
Ho tehirizina ho vaovao
Handrobona hitombo hasina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIHIRANA FANAMPINYVisites : 27792
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : William
Date : 18/05/2005 07:52
