Ry Tanora Maitso Volo (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora maitso volo
Eo ny anjaranao ankehitriny izao;
Ary ny tenanao siwhwrq mihamatanjaka,
Ary ny saina koa matsilo fatratra.
Nefa saino ny fiainana
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mba jereo itony rano
Misononoka mandeha mora;
Vetivety foana dia mivarina
Amin’ny hantsana mahatsiravina!
Toa izany koa ny fiainana:
Vetivety faly, vetivety xhmbot ory.
Ka tononkira.serasera.org ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mora miova ny eto an-tany,
Tsy misy tsara izay mateza.
Ny any ambony iavhto [any] dia tsy hita lany
Fahasambarana sy fiadanana.
Mora miova ny fiainana,
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Eo ny anjaranao ankehitriny izao;
Ary ny tenanao siwhwrq mihamatanjaka,
Ary ny saina koa matsilo fatratra.
Nefa saino ny fiainana
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mba jereo itony rano
Misononoka mandeha mora;
Vetivety foana dia mivarina
Amin’ny hantsana mahatsiravina!
Toa izany koa ny fiainana:
Vetivety faly, vetivety xhmbot ory.
Ka tononkira.serasera.org ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mora miova ny eto an-tany,
Tsy misy tsara izay mateza.
Ny any ambony iavhto [any] dia tsy hita lany
Fahasambarana sy fiadanana.
Mora miova ny fiainana,
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 3859
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lemonja
Daty : 01/12/2008 03:39
