Ry Tanora Maitso Volo (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanora maitso volo
Eo ny anjaranao ankehitriny izao;
Ary ny tenanao uhnac mihamatanjaka,
Ary ny saina koa matsilo fatratra.
Nefa saino ny fiainana
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mba jereo itony rano
Misononoka mandeha mora;
Vetivety foana dia mivarina
Amin’ny hantsana mahatsiravina!
Toa izany koa tononkira.serasera.org ny zkta fiainana:
Vetivety faly, vetivety ory.
Ka tzxukaay ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mora miova ny eto an-tany,
Tsy misy tsara izay mateza.
Ny any ambony [any] dia tsy hita lany
Fahasambarana sy fiadanana.
Mora miova ny fiainana,
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Eo ny anjaranao ankehitriny izao;
Ary ny tenanao uhnac mihamatanjaka,
Ary ny saina koa matsilo fatratra.
Nefa saino ny fiainana
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mba jereo itony rano
Misononoka mandeha mora;
Vetivety foana dia mivarina
Amin’ny hantsana mahatsiravina!
Toa izany koa tononkira.serasera.org ny zkta fiainana:
Vetivety faly, vetivety ory.
Ka tzxukaay ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
Mora miova ny eto an-tany,
Tsy misy tsara izay mateza.
Ny any ambony [any] dia tsy hita lany
Fahasambarana sy fiadanana.
Mora miova ny fiainana,
Fa mandalo sy mihelina,
Ka ny mety izao dia mihavana
Amin’i Kristy Mpamonjy Be Fitia.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 3860
Likes : 1 Like
Created by : Lemonja
Date : 01/12/2008 03:39
