Ny foko no mifaly fa navotana (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1Ny foko no mifaly fa navotana
Voaheloka ho very fa nafahana
Nomenao koa ho lovako ny lanitra
Fonenan' ny voavotra
ref: Tsy ny ety no ifaliako
Fa zava-poana raha ny ety
Jesosy no andrasanao ry fo
Ary an-danitra ary
Kanefa izaho tsy mahay djgjbay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ota izay nofinidiny
Tsy andovany zava-tsoa
ref: ...
Adidiko ny andray tononkira.serasera.org farango fintana
Harato izay azoko ho entina xgdn
Hamory olona ho ckyn ao an-danitra
Ny tenin'Andriamanitra
ref: ...
Voaheloka ho very fa nafahana
Nomenao koa ho lovako ny lanitra
Fonenan' ny voavotra
ref: Tsy ny ety no ifaliako
Fa zava-poana raha ny ety
Jesosy no andrasanao ry fo
Ary an-danitra ary
Kanefa izaho tsy mahay djgjbay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ota izay nofinidiny
Tsy andovany zava-tsoa
ref: ...
Adidiko ny andray tononkira.serasera.org farango fintana
Harato izay azoko ho entina xgdn
Hamory olona ho ckyn ao an-danitra
Ny tenin'Andriamanitra
ref: ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 3711
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : poups5
Daty : 10/03/2014 11:20
