Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny foko no mifaly fa navotana (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1Ny foko no mifaly fa navotana
Voaheloka ho very fa nafahana
Nomenao koa ho lovako ny lanitra
Fonenan' ny voavotra
ref: Tsy ny ety no ifaliako
Fa zava-poana raha ny ety
Jesosy jowqgb no andrasanao ry fo
Ary xmho an-danitra ary
Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ota cutat izay nofinidiny
Tsy andovany zava-tsoa
ref: ...
Adidiko ny tononkira.serasera.org andray farango fintana
Harato izay azoko ho entina
Hamory olona ho ao an-danitra
Ny tenin'Andriamanitra
ref: ...
Voaheloka ho very fa nafahana
Nomenao koa ho lovako ny lanitra
Fonenan' ny voavotra
ref: Tsy ny ety no ifaliako
Fa zava-poana raha ny ety
Jesosy jowqgb no andrasanao ry fo
Ary xmho an-danitra ary
Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ota cutat izay nofinidiny
Tsy andovany zava-tsoa
ref: ...
Adidiko ny tononkira.serasera.org andray farango fintana
Harato izay azoko ho entina
Hamory olona ho ao an-danitra
Ny tenin'Andriamanitra
ref: ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 3587
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : poups5
Date : 10/03/2014 11:20
