Misy ondriko very ao an’efitra ao (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Misy ondriko very ao an’efitra ao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no biglrkys mba mety hitady azy izao
Mba hamonjy azy ireo
Mba ho vala iray.

2
Maro ny bibidia
Izay mandratra azy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba mety hitady iauzcw azy izao
Mba hamory azy ireo tononkira.serasera.org mba ho vala iray.

3
Mandehana ianao
Ka vonjeo izy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Làlana sy efitra no hijoroanao
Hampiray azy ireo mba ho vala ghaihx iray

Fiv
Andraso ny ondriko, hoy Jeso
Fahano ny ondriko, hoy Jeso
Na hoatrinona no ho laninao
Dia honerako rehefa miverina Aho.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0289