Misy ondriko very ao an’efitra ao (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Misy ondriko very ao tononkira.serasera.org an’efitra ao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba mety hitady azy izao
Mba hamonjy azy ireo
Mba ho vala iray.
2
Maro ny bibidia
Izay mandratra azy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba mety hitady azy izao
Mba ziutqgo hamory azy ireo mba ho vala iray.
3
Mandehana ianao
Ka mxnocfo vonjeo izy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Làlana sy efitra no hijoroanao
Hampiray azy ireo mba ho vala iray
Fiv
Andraso ny ondriko, hoy Jeso
Fahano ny ondriko, hoy Jeso
Na hoatrinona no ho laninao
Dia honerako rehefa miverina ujawfwc Aho.
Misy ondriko very ao tononkira.serasera.org an’efitra ao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba mety hitady azy izao
Mba hamonjy azy ireo
Mba ho vala iray.
2
Maro ny bibidia
Izay mandratra azy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Iza re no mba mety hitady azy izao
Mba ziutqgo hamory azy ireo mba ho vala iray.
3
Mandehana ianao
Ka mxnocfo vonjeo izy izao
Hoy Jeso, hoy Jeso
Làlana sy efitra no hijoroanao
Hampiray azy ireo mba ho vala iray
Fiv
Andraso ny ondriko, hoy Jeso
Fahano ny ondriko, hoy Jeso
Na hoatrinona no ho laninao
Dia honerako rehefa miverina ujawfwc Aho.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 5771
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 02/01/2015 17:56
