Mihifikifika (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihifikifika ny sasany raha tendrena hivavaka
(Tsy haiko soloy aho aloha mba ho any afara)
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Fa tena tsy mahay dia tsy mahay
Ny mahay dia mampiahiahy
Ny saina sy ny fo cwzglmg no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Mihifikifika ny sasany raha pnakvmo tendrena hamaky teny
(Tsy haiko soloy aho aloe mba ho any afara)
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Fa tena tsy mahay dia tsy mahay
Ny mahay dia mampiahiahy
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’ny tononkira.serasera.org hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Mihifikifika ny xkgvb sasany raha tendrena hitory teny
(Tsy haiko soloy aho aloe mba ho any afara)
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa)

Fa tena tsy mahay dia tsy mahay
Ny mahay dia mampiahiahy
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’ny hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)


                        

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.106