Mihifikifika (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mihifikifika ny sasany raha tendrena hivavaka
(Tsy haiko soloy aho aloha mba ho any afara)
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Fa tena tsy mahay dia tsy mahay
Ny mahay dia mampiahiahy
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Mihifikifika ny sasany raha tendrena hamaky teny
(Tsy haiko tononkira.serasera.org soloy aho aloe vbndez mba ho any afara)
Ny saina lnccz sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Fa tena tsy mahay dia tsy mahay
Ny mahay dia qfahwm mampiahiahy
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’ny hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)

Mihifikifika ny sasany raha tendrena hitory teny
(Tsy haiko soloy aho aloe mba ho any afara)
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa
(Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’i hafa)

Fa tena tsy mahay dia tsy mahay
Ny mahay dia mampiahiahy
Ny saina sy ny fo no mahatonga izany
Nahoana ho any anjaranao no homena ho an’ny hafa
(Nahoana hoa ny anjaranao no homena ho an’ny hafa)


                        

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.111