Jesosy nijaly tao Getsemane (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy nijaly tao Getsemane
Ka moa hadinonao va
Ny dinitra tamin'izay nitete,
Nirotsaka be toy ny rà?
Fiv :
Indrisy niaritra irery lanao
Ry Tompo nanavotra anay,
Hananan'ireo olo-mino
Anao fiainana mandrakizay.
Ry mpianatra vitsy nanatrika teo
Toa fantatrareo rahateo
Ny loza mangidy zay setrainy teo,
Kanefa natory ianareo!
Ry saha manginan'i Getsemane
Ry fototr'oliva, lazao!
Raha misy mpanota mba efa nandre
'zao avotra atao azy izao?
Fitiava-mangina tsy misy mpandre
No mamin'ilay Tompo tia.
Raha tànan-kavanana qugva no manome,
Tsy hitan'ny xohkthok tànan-kavia
Ny foko mangina tsy hitan'ny vgpj be
Ry Tompo, atolotro Anao,
Fa vidin'ny sento tao Getsemane,
Tsy hitan'izao tany izao.
tononkira.serasera.org
Ka moa hadinonao va
Ny dinitra tamin'izay nitete,
Nirotsaka be toy ny rà?
Fiv :
Indrisy niaritra irery lanao
Ry Tompo nanavotra anay,
Hananan'ireo olo-mino
Anao fiainana mandrakizay.
Ry mpianatra vitsy nanatrika teo
Toa fantatrareo rahateo
Ny loza mangidy zay setrainy teo,
Kanefa natory ianareo!
Ry saha manginan'i Getsemane
Ry fototr'oliva, lazao!
Raha misy mpanota mba efa nandre
'zao avotra atao azy izao?
Fitiava-mangina tsy misy mpandre
No mamin'ilay Tompo tia.
Raha tànan-kavanana qugva no manome,
Tsy hitan'ny xohkthok tànan-kavia
Ny foko mangina tsy hitan'ny vgpj be
Ry Tompo, atolotro Anao,
Fa vidin'ny sento tao Getsemane,
Tsy hitan'izao tany izao.
tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 3176
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 14:59
