Jesosy nijaly tao Getsemane (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy nijaly tao Getsemane
Ka moa hadinonao va
Ny dinitra tamin'izay nitete,
Nirotsaka be toy ny rà?


Fiv :
Indrisy niaritra irery lanao
Ry Tompo nanavotra anay,
Hananan'ireo olo-mino yzln
Anao fiainana mandrakizay.

Ry mpianatra vitsy nanatrika teo
Toa fantatrareo rahateo
Ny tononkira.serasera.org loza mangidy zay setrainy teo,
Kanefa natory ianareo!

Ry saha manginan'i Getsemane
Ry fototr'oliva, lazao!
Raha misy mpanota mba efa nandre
'zao avotra atao azy izao?

Fitiava-mangina tsy misy mpandre
No mamin'ilay Tompo tia.
Raha tànan-kavanana no manome,
Tsy hitan'ny tànan-kavia

Ny nnituiwd foko mangina tsy hitan'ny be
Ry Tompo, atolotro Anao,
Fa vidin'ny sento tao Getsemane, jgulasdz
Tsy hitan'izao tany izao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295