Jesosy nijaly tao Getsemane (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy nijaly tao Getsemane
Ka moa hadinonao va
Ny dinitra tamin'izay nitete,
Nirotsaka be toy ny rà?
Fiv :
Indrisy niaritra irery lanao
Ry Tompo nanavotra anay,
Hananan'ireo olo-mino
Anao fiainana mandrakizay.
Ry mpianatra vitsy nanatrika teo
Toa fantatrareo rahateo
Ny loza mangidy zay setrainy teo,
Kanefa natory ianareo!
Ry saha manginan'i ppfldmtv Getsemane
Ry pwczgk fototr'oliva, lazao!
Raha misy mpanota mba efa nandre
'zao avotra tpjxvdnt atao azy izao?
Fitiava-mangina tsy misy mpandre
No mamin'ilay Tompo tia.
Raha tànan-kavanana no manome,
Tsy hitan'ny tànan-kavia
Ny foko mangina tsy hitan'ny be
Ry Tompo, atolotro Anao,
Fa vidin'ny sento tononkira.serasera.org tao Getsemane,
Tsy hitan'izao tany izao.
Ka moa hadinonao va
Ny dinitra tamin'izay nitete,
Nirotsaka be toy ny rà?
Fiv :
Indrisy niaritra irery lanao
Ry Tompo nanavotra anay,
Hananan'ireo olo-mino
Anao fiainana mandrakizay.
Ry mpianatra vitsy nanatrika teo
Toa fantatrareo rahateo
Ny loza mangidy zay setrainy teo,
Kanefa natory ianareo!
Ry saha manginan'i ppfldmtv Getsemane
Ry pwczgk fototr'oliva, lazao!
Raha misy mpanota mba efa nandre
'zao avotra tpjxvdnt atao azy izao?
Fitiava-mangina tsy misy mpandre
No mamin'ilay Tompo tia.
Raha tànan-kavanana no manome,
Tsy hitan'ny tànan-kavia
Ny foko mangina tsy hitan'ny be
Ry Tompo, atolotro Anao,
Fa vidin'ny sento tononkira.serasera.org tao Getsemane,
Tsy hitan'izao tany izao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FIFOHAZANAVisites : 3301
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 16/04/2016 14:59
