Jesosy ô! avia midina, (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Jesosy ô! avia midina,
Jeso avia, Jeso avia
Mba entinao ny fitahiana,
Jeso avia, avia!
2
Jeso ô! avia! hitahy
Jeso avia, Jeso avia
Ho an'ny tena sy fanahy,
Jeso avia, avia!
3
Jesosy ô! avia hatrehonao
Jeso avia, Jeso avia!
'Zao fivoriana atao eto izao
Jeso avia, avia!
4
Jesosy ô! avia hitoetra
Jeso avia, Jeso avia!
Hoy ny fanahinay rehetra
Jeso avia, avia!
Fiv
Fa raha eto Jesosy tia anay,
Dia ho feno fifaliana
Ny fonay izay te-ho akaikinao
Jeso avia, avia!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 1976
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:52