Jesosy ô! avia midina, (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Jesosy ô! avia midina,
Jeso avia, hrvvwtkc Jeso avia
Mba entinao ny fitahiana,
Jeso avia, avia!

2
Jeso ô! avia! hitahy
Jeso avia, Jeso avia
Ho an'ny tena tononkira.serasera.org sy fanahy,
Jeso avia, avia!

3
Jesosy ô! avia hatrehonao
Jeso avia, Jeso avia!
'Zao fivoriana atao eto izao
Jeso avia, avia!

4
Jesosy ô! avia fkqjqaty hitoetra
Jeso avia, Jeso avia!
Hoy ny fanahinay rehetra
Jeso avia, avia!

Fiv  
Fa raha eto Jesosy tia anay,
Dia ho feno fifaliana
Ny fonay oxzwsnr izay te-ho akaikinao
Jeso avia, avia!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316