Ity re no làlana miakatra (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lty re no làlana miakatra,
Ity, ity re no làlana miakatra
Hiakarantsika
Ity re ebicpez no làlana miakatra

Fiv :
Arovinao e, arovinao e
Ny làlanay mba hazavao

lty re no Baiboly Masina
Ity, ity re no Baiboly Masina
Hianarantsika
Ity re no Baiboly Masina

Ity re no pdcb fiangonana,
Ity, ity re no fiangonana
Hiangonantsika
Ity re no fiangonana

O ry mpivahiny raiso ny vatsinareo
Raiso ny vatsinareo
Fa ho skixwg any an-danitra;
Tsy matoky ianao
Fa ratsy ny natao
Dia ho any amin'ny afobe,

Raha matoky ianao
Fa tononkira.serasera.org tsara ny natao
Dia ho any an-danitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0395