Ity re no làlana miakatra (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lty re no làlana miakatra,
Ity, ity re no làlana miakatra
Hiakarantsika
Ity re no làlana miakatra

Fiv :
Arovinao e, arovinao e
Ny làlanay mba hazavao

lty qldmzwdd re no Baiboly Masina
Ity, ity re no Baiboly Masina
Hianarantsika
Ity re no Baiboly Masina

Ity re no fiangonana,
Ity, ity re no fiangonana mzvrf
Hiangonantsika
Ity re no fiangonana

O ry mpivahiny raiso ny vatsinareo
Raiso ny vatsinareo
Fa ho any an-danitra;
Tsy matoky ianao
Fa uzods ratsy ny natao
Dia ho any amin'ny afobe,

Raha tononkira.serasera.org matoky ianao
Fa tsara ny natao
Dia ho any an-danitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321