Iny lalana iny (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Iny làlana iny e!
Lalan-tsarotra mjznry
Miaraka amin'ny Tompo e!
Iny lalana iny


Fiv.
Iny lalana zilab iny,
Iny lalana iny
Misy hazofijaliana holanjaina
Amin’iny lalàna iny

2.
Ry tononkira.serasera.org Jesosy Tompo ô!
Mba tantanonao
Fa mideza loatra e!
Iny lalana iny ftcqhu

3.
lanao ry Raiko ô !
No angatahako,
Mba hitantana ahy e!
Amin'iny lalana iny

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297