Iny lalana iny (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Iny làlana iny e!
Lalan-tsarotra
Miaraka amin'ny Tompo tononkira.serasera.org e!
Iny lalana iny


Fiv.
Iny lalana iny,
Iny lalana iny
Misy hazofijaliana holanjaina
Amin’iny lalàna iny

2.
Ry Jesosy xjon Tompo ô!
Mba tantanonao
Fa mideza loatra e!
Iny gxlghe lalana iny

3.
lanao ry Raiko ô !
No angatahako,
Mba hitantana ahy e!
Amin'iny dsuyb lalana iny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341