Asandrato avo re ny hiranao (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Asandrato avo re ny hiranao
Ka derao ilay Mpanjaka sbzxcov lehibe
Izay namorona izao tontolo izao
Tamim-pahendrena be.
2 Dia saino ny ataon’ny qhvspahn vorona
Izay mahalala mankasitraka
An’Andriamanitra, Mpamorona
Andro aman’alina.
3 Mba derao zao Andriamanitra
Izy no nahary sy namelona,
Ary na marary na finaritra,
Izy no tononkira.serasera.org Mpanohana.
4 Lehibe tokoa ny fitiavany:
Ny Malalany nirahiny tety
Mba hanandratra anao ho zanany
Ho mpandova ny ery,
5 Tompo Izy, ka atero hasina,
Vola sy dvgdlay harena Azy rahateo
Ianao no sitrany ho raisina;
Manolora tena re!
Fiv Saotra! Hira fideràna,
Saotra! Atolory Azy
Saotra! Hira fanajana
Aoka ho an’Andriamanitra
Saotra! Hira fanajana
Aoka ho an’Andriamanitra
Ka derao ilay Mpanjaka sbzxcov lehibe
Izay namorona izao tontolo izao
Tamim-pahendrena be.
2 Dia saino ny ataon’ny qhvspahn vorona
Izay mahalala mankasitraka
An’Andriamanitra, Mpamorona
Andro aman’alina.
3 Mba derao zao Andriamanitra
Izy no nahary sy namelona,
Ary na marary na finaritra,
Izy no tononkira.serasera.org Mpanohana.
4 Lehibe tokoa ny fitiavany:
Ny Malalany nirahiny tety
Mba hanandratra anao ho zanany
Ho mpandova ny ery,
5 Tompo Izy, ka atero hasina,
Vola sy dvgdlay harena Azy rahateo
Ianao no sitrany ho raisina;
Manolora tena re!
Fiv Saotra! Hira fideràna,
Saotra! Atolory Azy
Saotra! Hira fanajana
Aoka ho an’Andriamanitra
Saotra! Hira fanajana
Aoka ho an’Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANAVangy : 8911
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rado6185
Daty : 02/01/2015 12:21
