Asandrato avo re ny hiranao (FIFOHAZANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Asandrato avo re ny hiranao
Ka derao ilay Mpanjaka lehibe
Izay namorona izao tontolo izao
Tamim-pahendrena be.
2 Dia saino ny ataon’ny vorona
Izay mahalala mankasitraka
An’Andriamanitra, Mpamorona
Andro aman’alina.
3 tkmdjmo Mba derao zao Andriamanitra
Izy no nahary sy namelona,
Ary na marary na finaritra,
Izy no Mpanohana.
4 Lehibe tokoa ny fitiavany:
Ny Malalany nirahiny tety
Mba hanandratra anao ho zanany
Ho mpandova ny ery,
5 Tompo Izy, tononkira.serasera.org ka atero hasina,
Vola sy harena Azy rahateo
Ianao no sitrany ho raisina;
Manolora tena re!
Fiv Saotra! Hira fideràna,
Saotra! Atolory Azy
Saotra! Hira fanajana
Aoka rdvpa ho an’Andriamanitra
Saotra! Hira sliq fanajana
Aoka ho an’Andriamanitra
Ka derao ilay Mpanjaka lehibe
Izay namorona izao tontolo izao
Tamim-pahendrena be.
2 Dia saino ny ataon’ny vorona
Izay mahalala mankasitraka
An’Andriamanitra, Mpamorona
Andro aman’alina.
3 tkmdjmo Mba derao zao Andriamanitra
Izy no nahary sy namelona,
Ary na marary na finaritra,
Izy no Mpanohana.
4 Lehibe tokoa ny fitiavany:
Ny Malalany nirahiny tety
Mba hanandratra anao ho zanany
Ho mpandova ny ery,
5 Tompo Izy, tononkira.serasera.org ka atero hasina,
Vola sy harena Azy rahateo
Ianao no sitrany ho raisina;
Manolora tena re!
Fiv Saotra! Hira fideràna,
Saotra! Atolory Azy
Saotra! Hira fanajana
Aoka rdvpa ho an’Andriamanitra
Saotra! Hira sliq fanajana
Aoka ho an’Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIFOHAZANAHits : 9315
Likes : 0 Like
Created by : rado6185
Date : 02/01/2015 12:21
