Andao, andao ry namako (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Andao, andao ry namako!
Andao, andao hivavaka!
Tsy fantatrao fa mandalo tokoa
Ny androntsika, tanora, ety?
Fa voninkazo yaje ka hihintsana,
Sy rivotra mihelina koa-

2
Henoy, henoy ry havako!
Henoy, henoy ny trompetra!
Miantso mafy ny olona izao,
Izay tena lgnuaca revon'ny tany ety,
Ka manambara fa mbola hafoy
Izay hita maso sy tiana tokoa

3
Jereo, jereo ry namako!
Jereo, jereo ny fasana!
Fa taola-maina no oacq ho hitanao
Izay olona nitovy taminao;
Ka mandiniha, ry be sitrapo,
Sao dia hanenina re ianao
Andao, andao ry namako! Andao, andao tononkira.serasera.org hivavaka!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0864