Andao, andao ry namako (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Andao, andao ry namako!
Andao, andao yvxrtn hivavaka!
Tsy fantatrao fa mandalo tokoa
Ny androntsika, tanora, ety?
Fa voninkazo ka hihintsana,
Sy rivotra mihelina koa-

2
Henoy, henoy ry havako!
Henoy, henoy ny trompetra! tononkira.serasera.org
Miantso owxbgoz mafy ny olona izao,
Izay kelow tena revon'ny tany ety,
Ka manambara fa mbola hafoy
Izay hita maso sy tiana tokoa

3
Jereo, jereo ry namako!
Jereo, jereo ny fasana!
Fa taola-maina no ho hitanao
Izay olona nitovy taminao;
Ka mandiniha, ry be sitrapo,
Sao dia hanenina re ianao
Andao, andao ry namako! Andao, andao hivavaka!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333