MIMPOLIA (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanoran'i Jesosy
Mitsangana lfln mba Hitory
Araraoty raha mbola lava
Mbola misy ny fotoana
Ref
Mandehana mba hanambara
Mazotoa fa tononkira.serasera.org aza malaina
Fa viyqsmz jesosy avao gne lalan'iakarana
Ho any ame fiainagne
Ory ry ondry efa nania
Efa tonga ilay mesia
Miverena ladjyq mipolia ;
hoy Jesosy be fitia
Ref
Mitsangana lfln mba Hitory
Araraoty raha mbola lava
Mbola misy ny fotoana
Ref
Mandehana mba hanambara
Mazotoa fa tononkira.serasera.org aza malaina
Fa viyqsmz jesosy avao gne lalan'iakarana
Ho any ame fiainagne
Ory ry ondry efa nania
Efa tonga ilay mesia
Miverena ladjyq mipolia ;
hoy Jesosy be fitia
Ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Vangy : 1067
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 25/11/2019 23:29
