Hanaraka anao (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pnyhqnft Vonon-kanaraka Anao aho Jesosy ; satria tia ahy Ianao
Nefa ombay ny elatrao , f’andrao tsy tafita an-dalana
Lavitra mantsy ny lalana hombako vao tody any Aminao
Nefa raha ny herinao no hialàko ,dia ho potraka aho
Duo
Na ho sarotra aza ,izato lalana
Ny aty moa efa lasa ,tsy hay sakanana
Tiako hatriny ela,izany ny hoe tonga ary!
Fa raha ny ho tavelà ,dia atao sanatria
Mahery loatra ny onja ny rano ,ka mila hanafotra mphlh ahy
Izay loza mety hitranga ,sakano fa te ho avotra tononkira.serasera.org aho
Tsy ho ela akory dia tonga ity sambo ry Jeso Kapiteny
Mino aho fa rehefa avy eo dia ,hiantsona an-tseranana Eny
Duo
Na ho sarotra aza uhxj ,izato lalana
Ny aty moa efa lasa ,tsy hay sakanana
Tiako hatriny ela ,izany ny hoe tonga ary!

Nefa raha ny herinao no hialàkooooooooooo, dia ho potraka aho!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Vangy : 1082
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 12/11/2019 18:59