Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hanaraka anao (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonon-kanaraka Anao aho Jesosy ; satria tia ahy Ianao
Nefa ombay ny elatrao xrgkyf , f’andrao tsy tafita an-dalana
Lavitra mantsy ny lalana hombako vao tody any Aminao
Nefa raha ny kkjqnr herinao no hialàko ,dia ho potraka aho
Duo
Na ho sarotra aza ,izato lalana
Ny aty moa efa lasa ,tsy hay sakanana
Tiako hatriny ela,izany ny hoe tonga ary!
Fa raha ny ho tavelà ,dia atao sanatria
Mahery loatra ny onja ny rano ,ka mila hanafotra ahy
Izay loza mety hitranga ,sakano tononkira.serasera.org fa te ho avotra aho
Tsy ho eywbnhg ela akory dia tonga ity sambo ry Jeso Kapiteny
Mino aho fa rehefa avy eo dia ,hiantsona an-tseranana Eny
Duo
Na ho sarotra aza ,izato lalana
Ny aty moa efa lasa ,tsy hay sakanana
Tiako hatriny ela ,izany ny hoe tonga ary!

Nefa raha ny herinao no hialàkooooooooooo, dia ho potraka aho!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Visites : 1130
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Finoana15
Date : 12/11/2019 18:59