Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANEVA FFB (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo tononkira.serasera.org fanantenan’i betlhema
No anarana ho entinay
Nazahoanay fahendrena
Iderana anao ry Ray
Faly mankalaza Anao
Mihoby ny voninahitrao
Ny fanevanay no asandratray
Hitoriana ny asanao
REF
Hihira ankalaza ny voninahitrao
Amelombelonaina zay reraka fanahy
Tahiore qgnwh viftopl ; ambeno tsara
Hanohy hatrany ny asanao
Hira fiderana no hasandratray
Mitsangana f’aza dia ongz malaina
Halaviro hatrany ireo taraina
F’efa an_tananao ny ampinga
JesoTompo tsara indrindra
Izy hatrany no hiaro
Amin’ny fahavalomaro
Hararaoty ny hatanorana
Ny feo manga anao ho fiderana
REF
No anarana ho entinay
Nazahoanay fahendrena
Iderana anao ry Ray
Faly mankalaza Anao
Mihoby ny voninahitrao
Ny fanevanay no asandratray
Hitoriana ny asanao
REF
Hihira ankalaza ny voninahitrao
Amelombelonaina zay reraka fanahy
Tahiore qgnwh viftopl ; ambeno tsara
Hanohy hatrany ny asanao
Hira fiderana no hasandratray
Mitsangana f’aza dia ongz malaina
Halaviro hatrany ireo taraina
F’efa an_tananao ny ampinga
JesoTompo tsara indrindra
Izy hatrany no hiaro
Amin’ny fahavalomaro
Hararaoty ny hatanorana
Ny feo manga anao ho fiderana
REF
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Vangy : 959
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Finoana15
Daty : 25/11/2019 23:28
