FANEVA FFB (FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feo fanantenan’i betlhema
No anarana ho entinay
Nazahoanay tononkira.serasera.org fahendrena
Iderana anao ry Ray
Faly mankalaza Anao
Mihoby ny voninahitrao
Ny fanevanay no asandratray
Hitoriana gzhjxy ny asanao
REF
Hihira ankalaza ny voninahitrao
Amelombelonaina zay qbxhlo reraka fanahy
Tahiore ; ambeno tsara
Hanohy hatrany ny asanao
Hira fiderana no hasandratray
Mitsangana f’aza dia malaina
Halaviro hatrany ireo eoqkcq taraina
F’efa an_tananao ny ampinga
JesoTompo tsara indrindra
Izy hatrany no hiaro
Amin’ny fahavalomaro
Hararaoty ny hatanorana
Ny feo manga anao ho fiderana
REF
No anarana ho entinay
Nazahoanay tononkira.serasera.org fahendrena
Iderana anao ry Ray
Faly mankalaza Anao
Mihoby ny voninahitrao
Ny fanevanay no asandratray
Hitoriana gzhjxy ny asanao
REF
Hihira ankalaza ny voninahitrao
Amelombelonaina zay qbxhlo reraka fanahy
Tahiore ; ambeno tsara
Hanohy hatrany ny asanao
Hira fiderana no hasandratray
Mitsangana f’aza dia malaina
Halaviro hatrany ireo eoqkcq taraina
F’efa an_tananao ny ampinga
JesoTompo tsara indrindra
Izy hatrany no hiaro
Amin’ny fahavalomaro
Hararaoty ny hatanorana
Ny feo manga anao ho fiderana
REF
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FFB (Feo Fanantenan'i Betlehema)Visites : 1012
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Finoana15
Date : 25/11/2019 23:28
