Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voninahitra (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra,saotra sy haja
Dera sy laza koa, peydh ho Anao tsitoha
Tsy hangina ny fo hankalaza
Hidera Anao, Tompo ny Tompo
Hira fiderana sy Hosana, voninahitra
Haja ambony indrindra, feo mirindra xtcaboxk ho an’Andriamanitra
Raha misaina ao am-po ny fitiavanao, hitoetra maharitra
Atao ahoana e, no hangina tsy hidera anao
Ka raiso avokoa ho anao tokoa ny voninahitra
Ka raison ny feo hihirahira ho Anao mba fanatitra
Fa raha tsy hitsahatra intsony ireo molotro ireo
Hihira hatrany hidera Anao
Tsy mbola ampy hilaza ary koa hankalaza ny fitiavanao
Voninahitra,saotra sy haja
Dera sy laza fcsazhmh koa, ho Anao tsitoha
( tononkira.serasera.org A/CAndrianvalona Hobisoa)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 1007
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 08/12/2020 15:40