Ilay Tompon'ny hery (Feon'Kalvary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay Tompon’ny hery no miady ho ahy
Tsy maintsy tafita zasq tsy ela intsony izay no tanjona
Izaho tsy hangina fa hidera Anao
Ny molotro hihira raiko ô,
Haleloia x2
Lay mpanjaka Hendry
No miady ho ahy
Izaho tsy mba kivy na sarotra izany lalana
Izaho tsy mba kivy Raiko ô! Fa manana anao


Reo latsa sy eso
Sy ireo fakam-panahy
Karazana memy
Zay tononkira.serasera.org nanafotra ahy
Tsy hahasakana tsy hiarak’Aminao
Haleloia hwfo x2

Voninahitra, ho an’Andriamanitra
Dera sy zyjk Laza koa, ho an’ilay Ray tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Feon'Kalvary
Visites : 905
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348