Fanavotana (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay toerako izay mendrika ho Ahy
Dia nafoiko ka nilaozako
Ka nidina aho mba hanavotra
Izay mendrika ho Ahy
Ny satro-tsilo izay natao tan-dohako
Ka nampilatsaka ny dinitro
Ny lefona izay nanatrobaka
Mba ho avotra joev gepymubq ho anao
Aza avelanao ho takona ilay asam-panavotana natao
Ka sainotsaino ny tantarako, aza tononkira.serasera.org avelanao ho levona koa
Ilay ra nalatsako
Ilay ra nalatsako mba ho avotra ho anao
Nangirifiry sy narary ahy
Fa fahoriana no nanjo
Satria wcat Izaho tianao
Ilay hazo fijaliana niharetako ny hahatonga anao ho zanako
Ka tsy hisaraka Amiko anio sy ho mandrakizay
Aza avelanao ho takona ilay asam-panavotana natao
Ka sainotsaino ny tantarako, aza avelanao ho levona koa x2
Zay nitondra soa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'KalvaryVisites : 825
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:04