Voninahitra (Feon'Kalvary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra,saotra sy haja
Dera sy laza koa, ho Anao jpjgr tsitoha
Tsy hangina ny fo hankalaza
Hidera Anao, Tompo ny Tompo

Hira fiderana sy Hosana, voninahitra
Haja ambony indrindra, feo mirindra ho an’Andriamanitra
Raha misaina ao am-po tononkira.serasera.org ny fitiavanao, hitoetra maharitra
Atao ahoana e, no hangina tsy hidera anao

Ka raiso avokoa ho anao tokoa ny voninahitra
Ka raison ny feo hihirahira ifsxlmul ho Anao mba fanatitra
Fa raha tsy vggwnq hitsahatra intsony ireo molotro ireo
Hihira hatrany hidera Anao
Tsy mbola ampy hilaza ary koa hankalaza ny fitiavanao

Voninahitra,saotra sy haja
Dera sy laza koa, ho Anao tsitoha

( A/CAndrianvalona Hobisoa)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'Kalvary
Hits : 1054
Likes : 0 Like
Created by : sitrakaandriantsoavina78
Date : 08/12/2020 15:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346