Voninahitra (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra,saotra sy slmk haja
Dera sy laza koa, ho Anao tsitoha
Tsy hangina ny fo hankalaza
Hidera Anao, Tompo ny wxviazi Tompo
Hira fiderana sy Hosana, voninahitra
Haja ambony indrindra, feo mirindra ho an’Andriamanitra
Raha misaina ao am-po ny fitiavanao, hitoetra maharitra
Atao ahoana e, no hangina tsy hidera anao
Ka raiso avokoa ho anao tokoa ny voninahitra
Ka raison ny qrph feo hihirahira ho Anao mba fanatitra
Fa raha tsy hitsahatra intsony ireo molotro ireo
Hihira tononkira.serasera.org hatrany hidera Anao
Tsy mbola ampy hilaza ary koa hankalaza ny fitiavanao
Voninahitra,saotra sy haja
Dera sy laza koa, ho Anao tsitoha
( A/CAndrianvalona Hobisoa)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'KalvaryVisites : 1056
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 08/12/2020 15:40