Modia (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay ilay feo miantso, miaro tambitamby
Miangavy mitalaho ny hiverenanao indray
Ho ao an-tranon-dRay ho mandrakizay
Onena izany fony mahita ny tontolo
Toa mitory faharesena ny rehetra izay jerena
Fa milofika daholo, izany voary manontolo
Moa mba renao ve, ilay feon’I Tompo miantso
Modia r’ilay nania, izaho anie ka mbola tia,
ô miverena modia
Ho avy ilay andro tsy handre ilay feo intsony
Fa ho tapitra ny fetra zay ho anjaran’ny rehetra
Fa ho levona ny rhwyj tany sy ny ota eo aminy
Izao no tsara wjdh indrindra hanantonanao ny tompo
F’atomotra tononkira.serasera.org ny andro
Hiverenany indray
Haka ireo izay vkbgkp nankato mba hody any aminy
Moa mba renao ve, ilay feon’I tompo miantso

ô miverena modia x2

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'KalvaryHits : 1354
Likes : 1 Like
Created by : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:50