Misaotra Anao (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misaotra Anao ry Tompo tia
Fa nanolotra ny ainao mba ho ahy
Fahafatesana mantsy no miandry raha tsy tonga Ianao hanavotra ahy
Ny lalan-dratsy izay nalehako dia niova indray ho lala-marina
Ilay fomba ratsy izay fanaoko iny dia niova indray ho lala-marina
Vonona aho,tena tononkira.serasera.org vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
2-Tompo o ianao no lalako
Handefitra tsy hanao ireo sitrapo
Hivavaka aho vzkkygn mba tsy hanota intsony
Mba azahoako ilay paradisa bxndmlli indray
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho cwee matoky fa manana Anao
Misaotra anao (A.C Rakotoarisoa Aimé)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'KalvaryVangy : 1004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 08/12/2020 15:39