Ampidiro aloha ny tenimiafina
Misaotra Anao (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misaotra Anao ry Tompo tia
Fa nanolotra ny ainao mba ho ahy
Fahafatesana vtcigz mantsy no miandry raha tsy tonga Ianao hanavotra ahy
Ny lalan-dratsy izay nalehako dia niova indray ho lala-marina
Ilay fomba ratsy izay fanaoko iny dia niova indray ho lala-marina
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
2-Tompo o ianao no lalako
Handefitra tsy hanao zixsitm ireo sitrapo
Hivavaka tononkira.serasera.org aho mba tsy hanota intsony
Mba azahoako ilay paradisa indray
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
Misaotra anao (A.C Rakotoarisoa Aimé) agstls

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'KalvaryHits : 963
Likes : 0 Like
Created by : sitrakaandriantsoavina78
Date : 08/12/2020 15:39