Misaotra Anao (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misaotra Anao ry Tompo tia
Fa nanolotra ny ainao mba ho ahy
Fahafatesana akus mantsy no laabp miandry raha tsy tonga Ianao hanavotra tononkira.serasera.org ahy
Ny lalan-dratsy izay nalehako dia niova indray ho lala-marina
Ilay fomba ratsy izay rmaheb fanaoko iny dia niova indray ho lala-marina
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
2-Tompo o ianao no lalako
Handefitra tsy hanao ireo sitrapo
Hivavaka aho mba tsy hanota intsony
Mba azahoako ilay paradisa indray
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
Misaotra anao (A.C Rakotoarisoa Aimé)
Fa nanolotra ny ainao mba ho ahy
Fahafatesana akus mantsy no laabp miandry raha tsy tonga Ianao hanavotra tononkira.serasera.org ahy
Ny lalan-dratsy izay nalehako dia niova indray ho lala-marina
Ilay fomba ratsy izay rmaheb fanaoko iny dia niova indray ho lala-marina
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
2-Tompo o ianao no lalako
Handefitra tsy hanao ireo sitrapo
Hivavaka aho mba tsy hanota intsony
Mba azahoako ilay paradisa indray
Vonona aho,tena vonona aho
Hanaraka ny dian-tongotrao
Ka na sarotra aza ny lala-kombana
Izaho matoky fa manana Anao
Misaotra anao (A.C Rakotoarisoa Aimé)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feon'KalvaryVisites : 921
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sitrakaandriantsoavina78
Date : 08/12/2020 15:39
