Hidera Anao (Feon'Kalvary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao Ray, hankalaza Anao koa
Fenoiko hira ny fiainako ankasitrahako Anao
Feo fifaliana no asandratray tsy hiato
Mendrika Anao ireo ry Tompo Avo indrindra x2

Koa raha bgxzpm misy fifaliana hidera Anao, hidera Anao, hidera Anao
Eny na tomany aza, na misy izay mahory fgwefrt koa
Sitraponao ireny mba hahasoa ireo izay tononkira.serasera.org tianao,
K’izany indrindra Tompo o, no mbola hiderako Anao

Hidera Anao Ray, hankalaza Anao koa
Fenoiko hira ny fiainako ankasitrahako Anao
Feo fifaliana no asandratray vpxfiktn tsy hiato
Mendrika Anao ireo ry Tompo avo indrindra

Koa raha misy fifaliana hidera Anao, hidera Anao, hidera Anao
Eny na tomany aza, na misy izay mahory koa
Sitraponao ireny mba hahasoa ireo izay tianao,
K’izany indrindra Tompo o, no mbola hiderako Anao

Hidera Anao Ray, hankalaza Anao koa
Fenoiko hira ny fiainako ankasitrahako Anao
Feo fifaliana no asandratray tsy hiato
Mendrika Anao ireo ry Tompo avo indrindra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feon'Kalvary
Vangy : 1072
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sitrakaandriantsoavina78
Daty : 02/12/2020 10:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0483