Hidera Anao (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao Ray, yxsqlhdx hankalaza Anao koa
Fenoiko hira ny fiainako ankasitrahako Anao
Feo fifaliana no asandratray tsy hiato
Mendrika Anao ireo ry Tompo Avo indrindra x2
Koa bcyhtm raha misy fifaliana hidera Anao, hidera Anao, hidera Anao
Eny na tomany aza, na misy izay mahory koa
Sitraponao ireny mba hahasoa ireo izay tianao,
K’izany indrindra Tompo o, no mbola hiderako Anao
Hidera Anao Ray, hankalaza Anao koa

Mendrika Anao ireo ry Tompo avo indrindra
Koa raha misy fifaliana hidera Anao, hidera Anao, hidera Anao

Sitraponao fajctahs tononkira.serasera.org ireny mba hahasoa ireo izay tianao,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'KalvaryHits : 1206
Likes : 0 Like
Created by : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:11